555 B
555 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28.
ny efitra fitehirizana izay hitehirizana ny zavatra masina
DH: "ireo efitra izay hitehirizan'ireo mpisoronaireo zavatra izay ampiasaina ao amin'ny tempoly"
Tsy ho ataonay antsirambina ny tranon'ny Andriamanitray
DH: "hikarakara ny tempoly izahay"
ho ataonay
Eto dia ao anatin'ny "...nay" i Nehemia sy ireo Israelita ankoatra ireo mpisorona sy ireo Levita, ary koa ny mpamaky ity boky ity