16 lines
487 B
Markdown
16 lines
487 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# fanomezana tsara
|
|
|
|
"ny zava-tsoa rehetra ao anatin'izany" na "ny zava-tsoa rehetra izay azontsika tsoahina avy amin'izany"
|
|
|
|
# Ny mpanan-karena nahazo tombony tamin'ny taninay dia mankany amin'ny mpanjaka
|
|
|
|
"manome mari-pahatsiarovana ho an'ireo mpanjaka isika amin'ny fiasana eo amin'ny tanintsika"
|
|
|
|
# Izy ireo dia manapaka
|
|
|
|
Ny mpanjaka dia nanapaka
|