323 B
323 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
raha nankafy ny soa lehibe nataonao taminy izy ireo
"raha nankafy ireo zava-tsoa nomenao azy ireo"
tsy mba nanompo Anao
"tsy mankato ny didy na ny fampianaranao intsony izy ireo"