28 lines
896 B
Markdown
28 lines
896 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Nahita ... Ianao
|
|
|
|
Nahita ... ry Yaveh
|
|
|
|
# ireo famantarana sy fahagagana manohitra an'i Farao
|
|
|
|
Nitsapana ny fon'i Farao ireo areti-mandringana, ary lasa vavolombelon'ny hamafisan'ny fony izy ireo. DH: "ireo famantarana sy fahagagana izay nijoro vavolombelona hanohitra an'i Farao" na "ireo famantarana sy fahagagana izay manameloka an'i Farao"
|
|
|
|
# ny olona rehetra tao amin'ny taniny
|
|
|
|
"ny Egyptianina rehetra"
|
|
|
|
# fihetsika an'avona tamin'izy ireo
|
|
|
|
"dia niavona tamin'ireo Israelita" na "nampijaly ireo olona voafidin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# nanao anarana ho Anao Ianao
|
|
|
|
Izany dia fomba iray hafa hilazana hoe "nampiseho ny toetranao tamin'izao tontolo izao Ianao" na "nampiseho ny fahefanao Ianao"
|
|
|
|
# izay mijoro mandrak'ankehitriny
|
|
|
|
"izay mbola tsarahan'ny olona"
|