plt_tn/neh/08/01.md

831 B

Niangona toy ny olona iray ... ny vahoaka rehetra

Io dia fibangona tokana ny olona rehetra izay tonga. DH: "niara-nivondrona ny olona rehetra"

Vavahadin-Drano

Izany no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda.

ny bokin'ny lalàn'i Mosesy

Izany no tokony ho fizaranan'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Testamenta Taloha.

Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahafito

Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohan'ny volana fahafito dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana. DH: "Tamin'ny andro 1 ny volana faha-7"

nitondra ny lalàna

"nitondra ny bokin'ny lalàna"

ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra

Ao anatin'izany ireo ankizy izay efa afaka mahatakatra izay ho vakiana.

namaky izany

Eto ny "izany" dia manondro ny bokin'ny lalàn'i Mosesy.