|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia.
|
|
|
|
# avy amin'ny taranak'i Jesoa sy Joaba
|
|
|
|
"izay taranak'i Jesoa sy Joaba"
|
|
|
|
# Pahatamoaba ... Jesoa ... Joaba ... Elama ... Zato ... Zakay
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|