16 lines
481 B
Markdown
16 lines
481 B
Markdown
# Ireto ny vahoakan'ny faritany
|
|
|
|
"Ireto avy ireo taranaka teo amin'io faritra io"
|
|
|
|
# nandeha niakatra
|
|
|
|
"niverina avy tany"
|
|
|
|
# Zerobabela ... Jesoa ... Nemehia ... Azaria ... Ramia ... Nahanany ... Mordeka ... Bilsana, Mispereta, ... igvay ... Nehoma, ary Bana
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# Ny isan'ireo lehilahy
|
|
|
|
Nisy fanisam-bahoaka natao rehefa niverina tao Jerosalema avy ireo Isaelitanatao sesitany. Io fehezanteny io dia mampiditra fampahafantarana amin'ny andininy manaraka.
|