564 B
564 B
Malkia ... Rekaba ... Saloma ... Kola-Hoze
Ireo dia anaran-dehilahy.
mpanapaka
"mpitantana" na "mpitarika"
Beti-Hakerema
Izany dia anaran-toerana
Izy no ... nametraka ny varavarany
"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"
ny hidiny, sy ny barany
"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.
Saloma zanaka lahin'i Kola-Hoze
Saloma no mpanapaka fa tsy i Kola-Hoze.
ny mandan'ny Farihin'i Siloa
Izany dia midika fa ilay manda dia teo akaikin'ny farihin'i Siloa. DH: "ilay manda izay manodina ny farihin'i Siloa"