12 lines
410 B
Markdown
12 lines
410 B
Markdown
# Hoy izy ireo tamiko hoe
|
|
|
|
Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Hanany sy ireo olona hafa izay avy any Joda.
|
|
|
|
# ny faritany
|
|
|
|
Eto ny "faritany" dia manondro an'i Joda ho toy ny distrika eo ambanin'ny fanjakana Persana. DH: "ny faritanin'i Joda" na "Joda"
|
|
|
|
# ny mandan'i Jerosalema, ary voadoro tamin'ny afo ny vavahadin
|
|
|
|
DH: "narodan'ireo tafika ny mandan'i Jerosalema ary nodoran'izy ireo ny vavahady rehetra"
|