plt_tn/nam/03/03.md

571 B

Famirapiratry ny lefona, korotam-paty, faty mitandahatra

Hamafisin'ny mpanoratra lalina ny famonoana nataon'ny Ninive nandritra ny fotoana telo.

ireo korota-paty

vatan'ny olona izay efa maty

Tsy misy fiafarany ireo faty

"Ny habetsahan'ireo faty"

ny filàn'ny janga tsara tarehy ... matihanina amin'ny sikidy

Toy ny fivarotan'ireo janga ny vatana ho amin'ny fahafinaretana sy hivarotan'ireo mpamosavy ny fahalalana ary fahefana nananan'ny mpilalao ody, Mivarotra olona izay azon'izy ireo amin'ny ady ary akany tombony amin'ny fahotany ny vahoaka'ny Ninive.