plt_tn/mrk/15/39.md

36 lines
940 B
Markdown

# kapiteny
kapiteny izay miandraikitra ireo miaramila namantsika an'i Jesosy tamin'ny hazofijaliana.
# fa maty tamin'izany fomba izany Izy
"ny fomba nahafatesan'i Jesosy"
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# nijery teny lavitra teny
"nijery avy lavitra"
# Jakoba zandriny
Natao hoe Jakoba zandriny izy mba hanavahana azy amin'ilay lehilahy hafa antsoina hoe Jakoba.
# Josesy
Tsy ilay Josesy rahalahin'i Jesosy io.
# Salome
Anaran'ilay vehivavy.
# Tamin'Izy tany Galilia dia nanaraka Azy ... taminy tany Jerosalema
"Tamin'i Jesosy tao Galilia ireo vehivavy ireo dia nanaraka Azy ... niaraka taminy tany Jerosalema." Io dia fampahafantarana fohifohy momba ilay vehivavy izay nijery ny famantsihana teny alavitra.
# niara-niakatra taminy tany Jerosalema
Jerosalema dia avo kokoa nohon'ny ankamaroan'ny toerana ao Israely, ka tsy mahagaga raha miresaka hoe hiakatra sy hidina any Jerosalema ny olona.