plt_tn/mrk/15/16.md

906 B

ho ao amin'ny tonkotanin'ny kianja Izy (izay ivon-toeran'ny fanjakana)

Ao amin'ny fitoeran'ireo miaramila Romana, ary fitoeran'ny governora rehefa ao Jerosalema izy. DH: "ho ao amin'ny tokontanin'ny kianja fitoeran'ny miaramila Izy" na "ho ao amin'ny tokontanin'ny kianjan'ny governora"

ny antoko miaramila manontolo

"ny vondrona miaramila rehetra"

Notafin'izy ireo lamba voloparasy Jesosy

Ny voloparasy dia loko hanaovan'ny mpanjaka. Ireo miaramila dia tsy nino fa Jesosy dia mpanjaka. Notafin'izy ireo tahaka izany Izy mba hanesoana Azy satria ny hafa dia miteny fa Mpanjakan'ny Jiosy Izy.

fehiloha tsilo

"satro-boninahitra vita tamin'ny tsilo"

Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy

Ny fiarahabana miaraka amin'ny fananganana tanana dia fomba fiarahabana ny Emperora Romana ihany. Ireo miaramila dia tsy nino fa Jesosy dia mpanjakan'ny Jiosy. Fa kosa niteny izany izy ireo mba hanesoana Azy.