plt_tn/mrk/13/21.md

471 B

Kristy sandoka

"olona izay manambara fa Kristy izy ireo"

mba hamitahana

" mba hamitahana ny olona"

na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao

"na ireo olom-boafidy aza dia ho ezahin'izy ireo fitahana"

Miambena

"Mitandrema"

Efa voalazako taminareo mialoha ny fotoan'ireo zavatra rehetra ireo

Jesosy niteny ireo zavatra ireo azy ireo mba ho fampitandremana. "Efa voalazako taminareo mialoha ny fotoan'ireo zavatra rehetra ireo mba hampitandremana anareo"