plt_tn/mrk/10/10.md

16 lines
368 B
Markdown

# rehefa tao an-trano izy ireo
"Rehefa tao an-trano Jesosy sy ireo mpianany"
# tao an-trano
Niresaka mitokana tamin'i Jesosy ireo mpianany. DH: "irery tao an-trano"
# namerina nanontany mikasika izany indray
Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny resaka momba ny fisaraham-panambadiana izay nifanaovan'i Jesosy sy ireo Fariseo.
# Na iza na iza
"Raha misy lehilahy"