plt_tn/mrk/07/06.md

611 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto Jesosy dia milaza ny tenin'Isaia mpaminany, izay nanoratra soratra masina taona maro tany aloha.

amin'ny molony

Eto ny "molotra" dia hevitra ambadiky ny fitenenana. DH: "amin'ny alalan'izay tenenin'izy ireo"

fa ny fony kosa lavitra Ahy

Eto ny hoe "fony" dia maneho ny eritreritry ny olona iray na ireo fihetsem-pony. Fomba hitenenana olona tsy tena manolo-tena amin'Andriamanitra. DH: "fa izy ireo dia tsy tena tia Ahy"

Fivavahana foana no atolotr'izy ireo Ahy

"Izy ireo dia manolotra fivavahana tsy misy dikany ho Ahy" na "Izy ireo dia mivavabava-poana"