plt_tn/mrk/06/45.md

12 lines
253 B
Markdown

# teny am-pita
Izany dia misolo toerana ny ranomasin'i Galilia. Afaka soratana mazava tsara hoe: "teny am-pitan'ny ranomasin'i Galilia"
# Betsaida
Tanàna iray ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia
# Rehefa lasa izy ireo
"Rehefa lasa ny olona"