20 lines
724 B
Markdown
20 lines
724 B
Markdown
# Ianao
|
|
|
|
Eto "Ianao" dia manondro an'Yaveh.
|
|
|
|
# anay
|
|
|
|
Eto, ny "anay" dia manondro an'i Mika sy ireo vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# hanitsaka ireo helokay ao ambany tongotrao Ianao. Hanary ny otanay rehetra ao amin'ireo lalin'ny ranomasina Ianao
|
|
|
|
Io dia midika fa hamela tanteraka ny fahotan'ireo vahoaka Andriamanitra ary tsy hanasazy ireo vahoaka noho ny amin'ireo intsony.
|
|
|
|
# Hanome ny marina ho an'i Jakoba sy famindram-po ho an'i Abrahama
|
|
|
|
Eto, "Jakoba" sy "Abrahama," izay razamben'ireo firenen'Israely, dia manondro ireo vahoakan'Israely ankehitriny.
|
|
|
|
# tamin'ireo razambenay
|
|
|
|
Io dia manondro an'i Abrahama sy Jakoba, ary ireo olona hafa izay mety mbola velona tamin'ny fotoana nanaovan'Andriamanitra fianianana tamin'i Israely.
|