20 lines
929 B
Markdown
20 lines
929 B
Markdown
# Ambeno amin'ny tsora-kazonao ny vahoakanao, dia ny ondry aman'osin'ny lovanao
|
|
|
|
Mika dia mivavaka amin'Yaveh, mangataka aminy ny mba hiarovany ny vahoakan'Israely indray. Eto, ny "tsora-kazo" dia manondro ny fitarihan'Andriamanitra sy ny tari-dalany, tahaka ny mpiandry ondry mampiasa rantsan-kazo mba handroany sy hiarovanay ny ondriny.
|
|
|
|
# Mitoetra irery any an'ala izy ireo
|
|
|
|
Ny tian'i Mika holazaina dia ny hoe: monina any amin'ny tany tsy mamokatra ireo vahoaka ary mitoka-monina sy tsy mora amin'izy ireo ny mahazo ny zavatra izay ilainy.
|
|
|
|
# Aoka izy ireo hiraoka any Basana sy Gileada
|
|
|
|
Ireo faritra ireo dia fantatra amin'ny fahatsaràny amin'ny famokarana sakafo. Koa mangataka ny fanitarana ny tany araka izay tratra, izay lasan'ireo mpanafika taona maro lasa i Mika.
|
|
|
|
# tahaka ny tamin'ny andro fahiny
|
|
|
|
Mety ho manondro ny fotoana naha-mpanjaka an'i Solomona io.
|
|
|
|
# haneho ...Aho
|
|
|
|
Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
|