plt_tn/mic/06/06.md

876 B

Inona no tokony ho entiko ho an'i Yaveh, raha miankohoka eo amin'Andriamanitra Avo aho? Tokony ho tonga eo Aminy miaraka amin'ny fanatitra dorana, amin'ny zanak'omby herintaona ve aho? Moa ve Yaveh hankasitraka ondrilahy an'arivony, na onin-diloilo an'aliny? Tokony hanolotra ny lahimatoako noho ny heloko ve aho, ny aterako noho ny fahotako ihany?

Mampiasa io fanonataniana io i Mika mba hampianarany ireo vahoakan'Israely mahakasika izay tena mahafaly an'Andriamanitra. DH: "Tsy azonao an-tsaina mihitsy fa afaka mamalifaly an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fitondrana zanak'omby herintaona 1000, ondrilahy 1000, onin-diloilo 10.000, eny na dia ny voalohan-terakao ho sorom-pahotanao aza ianao."

ny lahimatoako noho ny heloko ve aho, ny aterako noho ny fahotako ihany

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny heviny.

Efa niteny anao Izy

"Efa niteny anao i Yaveh"