8 lines
627 B
Markdown
8 lines
627 B
Markdown
# Mitsangàna ary alaharo eo anatrehan'ireo tendrombohitra ny raharahanareo ... hiady hanohitra ny Israely eo amin'ny fitsarana Izy
|
|
|
|
Ao amin'ny 6:1-5, Mika dia mampiasa sarin-teny fitsarana. Miteny eo anoloan'ireo vavolombelona i Yaveh mba hamaritany ny antony nandaozan'ireo vahoakan'Israely an'Andriamanitra sy nanombohan'izy ireo nanompo sampy.
|
|
|
|
# ireo tendrombohitra ...ireo havoana ...fanambany maharitry tany
|
|
|
|
Mika dia miresaka ireo zavatra ireo toy ny hoe olombelona. Mika dia mampiasa ny tendrombohitra, ny havoana, ny fanambany maharitry tany ho toy ny hoe vavolombelona manohitra ny fanompoan-tsampin'ireo vahoakany.
|