plt_tn/mic/05/10.md

8 lines
506 B
Markdown

# Izao no hitranga amin'izany andro izany
Io dia manondro fotoana tsy voafaritra amin'ny ho avy, mety handritra ny fotoana maha sesi-tany.
# Hovonoiko eo aminao ireo soavalinao ary hopotehiko ireo kalesinao
Nampiasa soavaly sy kalesy ny vahoakan'Israely tao anaty ady indray mandeha. Mety ahitana fifandraisana amin'ireo firenena hafa, ireo firenenana mpaniratsira izany. Andriamanitra dia tsy naniry ny hatokisan'ireo vahoaka ny fitaovam-piadin'izy ireo mba hiaro azy noho ny nahatokisan'izy ireo Azy.