plt_tn/mat/27/20.md

467 B

Ary ... hampamono an'i Jesosy

Io teny hoe "Ary" io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Milaza fampahafantarana fohifohy momba ny antony nisafidianan'ny vahoaka an'i Barabasy i Matio.

hampamono an'i Jesosy

Azo adika hoe DH: "hiantso ireo miaramila Romana mba hamono an'i Jesosy"

Nanontany azy ireo

"Nanontany tamin'ireo vahoaka"

izay antsoina hoe Kristy

Azo atao hoe DH: "izay antsoin'ny olona sasany hoe Kristy"