plt_tn/mat/24/36.md

16 lines
302 B
Markdown

# zany andro sy ora izany
Eto ny "andro" sy "ora" dia manondro ny fotoana marina izay hiverenan'ny Zanak'Olona.
# na ny Zanaka lahy
"na dia ny Zanaka aza"
# Zanaka
Fiantsoana manan-danja ilazana an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io.
# Ray
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.