323 B
323 B
raha vao
"avy hatrany"
ny fahoriana amin'ireo andro ireo
"izany andron'ny fahoriana izany"
ho maizina ny masoandro
Azo atao hoe DH: "Hohamaizinin'Andriamanitra ny masoandro"
hihozongozona ny herin'ny lanitra
Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia hanozongozona ny zavatra any an-danitra sy ambonin'ny lanitra"