28 lines
1001 B
Markdown
28 lines
1001 B
Markdown
# raha miteny anareo izy ireo hoe: 'indro, any an-efitra izy,'
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "raha misy miteny aminao hoe any an'efitra i Kristy"
|
|
|
|
# Na hoe 'indro, any anaty efitrano izy'
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "Na, raha misy olona miteny aminao hoe any anaty efitrano i Kristy"
|
|
|
|
# any anaty efitrano
|
|
|
|
"any anaty efitra mangingina" na "any anaty toerana mangingina"
|
|
|
|
# toy ny varatra izay mitselatra ... tahaka izany ny fihavian'ny
|
|
|
|
Midika izany fa ho avy faingana dia faingana ny Zanak'Olona ary ho mora hita Izy.
|
|
|
|
# Zanak'Olona
|
|
|
|
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
|
|
|
|
# Na aiza na aiza misy biby maty, dia any no hiangonan'ny voltora
|
|
|
|
Mety ho ohabolana izay fantatry ny olona tamin'ny andron'i Jesosy io. Ireo mety ho dikany dia 1) Rehefa tonga ny Zanak'Olona, dia hahita Azy ny olon-drehetra ary hahafantatra fa efa tonga Izy, na 2) na aiza na aiza misy ny olona maty ara-panahy, dia any koa no hisy mpaminany sandoka hilaza lainga amin'izy ireo.
|
|
|
|
# voltora
|
|
|
|
Vorona izay mihinana ny fatin'ireo zava-manan'aina
|