plt_tn/mat/22/34.md

8 lines
363 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Nisy Fariseo izay manam-pahaizana manokana anin'ny lalàna niezaka ny hamandrika an'i Jesosy tamin'ny nametrahany fanontaniana saro-baliana momba ny didy lehibe indrindra taminy.
# mpahay lalàna
"manam-pahaizana manokana anin'ny lalàna." Fariseo izay nanana fahaizana manokana amin'ny fanakarana ireo lalàn'i Mosesy io.