plt_tn/mat/22/11.md

363 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana.

ahoana no idiranao ato tsy miaraka amin'ny fitafy fitondra amin'ny fampakaram-bady?

Mampiasa fanontaniana ily mpanjaka mba hibedesana ireo vahiny. DH: "tsy manao akanjo mifanaraka amin'ny fampakaram-bady ianareo. Tsy tokony hoe eto ianareo"

tsy nahateny ilay lehilahy

"nangina ilay lehilahy"