508 B
508 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
ireo izay nasaina
Azo atao hoe DH: "ireo izay nasaiko"
sampanan-dalambe
"izay hifanenan'ireo lalam-ben'ny tanàna." Mandefa ireo mpanompony any amin'ny toerana izay ahitana olona maro ny mpanjaka.
na ny tsara na ny ratsy
"na ireo olona tsara na ireo olon-dratsy"
Noho izany dia feno vahiny ilay efi-trano lehibe nisy ny fampakaram-bady
Azo atao hoe DH: "Koa nameno ny efi-trano nanaovana ny fampakaram-bady ireo vahiny"