|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
|
|
|
|
# tsy niraharaha izy ireo
|
|
|
|
"Fa tsy norarahian'ireo nasain'ny mpanjaka ilay fanasana"
|
|
|
|
# namono ireo mpamono olona ireo
|
|
|
|
Ny hevitra fonosin'izany dia novonoin'ireo miaramilan'ny mpanjaka ireo mpamono olona.
|