plt_tn/mat/18/30.md

319 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy.

nandeha izy ary nataony tany am-pigadrana

"nandeha ary nandefa ilay mpanompo namany tany am-ponja ilay mpanompo voalohany"

mpiara-manompo aminy

"ireo mpanompo hafa"

nilaza tamin'ny tompony

"nilaza tamin'ny mpanjaka"