plt_tn/mat/18/17.md

410 B

raha mandà ny hihaino azy ireo izy

"raha tsy manaiky ny hihaino ireo vavolombelona izay niaraka taminao ny rahalahy iray finoana aminao"

amin'ny fiangonana

"ny vondron'ny mpino manontolo"

avelao izy ho toy ny Jentilisa sy ny mpamory hetra

"ento toy ny fitondranao ny Jentilisa na ny mpamory hetra izy." Ny hevitra fonosin'izany dia hoe tokony ho esorin'izy ireo hiala amin'ny vondron'ny mpino izy.