plt_tn/mat/15/15.md

748 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manazava ny fanoharana tao amin'ny 15:12 i Jesosy.

aminay

"aminay mpianatra"

Tsy manam-pahalalana ihany koa ve ianareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra ny amin'ny tsy fahazoan'izy ireo ilay fanoharana. Ary koa, ny teny hoe "ianareo" dia tsindriany. Tsy mino i Jesosy hoe ireo mpianany mihitsy no tsy mahazo. DH: "Kivy Aho fa ianareo, mpianatro, dia mbola tsy mahazo izay ampianariko!"

Tsy hitanao va ... lava-piringy

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra amin'ny tsy fahazoan'izy ireo ilay fanoharana. DH: "Azonareo tokoa ... any amin'ny lava-piringy"

lava-piringy

Fomba ilazana ny toerana fasian'ny olona ny maloto vy ao amin'ny vatana io.