plt_tn/mat/13/07.md

768 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny filazany ny fanoharana momba ny olona iray izay mamafy voa i Jesosy.

Nilatsaka teo amin'ny tsilo

"Nilatsaka teny amin'ny izay nanirian'ny tsilo"

nangenja azy ireo

"nangeja ireo tsimoka vaovao." Ampisao ny teny ilazana ny fanakanan'ny hazo sasany ny hazo iray mba hitombo tsara.

namoa voany

"namokatra" na "namoa voa mihoatra" na "nanome voany"

Zato ... enim-polo ... telo-polo

"100 ... 60 ... 30"

Izay manan-tsofina

Fomba hanondroana ireo ehetra izay mihaino io. DH: "Izay rehetra mihaino Ahy." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 11:13.

aoka izy hihaino

Eto ny "hihaino" dia midika hoe mitandrina. DH: "mitandrina izay zavatra lazaiko." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 11:13.