24 lines
699 B
Markdown
24 lines
699 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Eto dia mivadika makany amin'ny niampangan'ireo Fariseo an'i Jesosy ho nanasitrana olona tamin'ny herin'i Satana indray ny tantara.
|
|
|
|
# Avy eo nisy olona jamba sy moana, nitoeran'ny demonia, noentina teo amin'ny Jesosy
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Avy eo dia nisy olona nitondra lehilahy iray izay sady jamba no marenina teo amin'i Jesosy satria nisy Demonia namatotra azy''
|
|
|
|
# olona jamba sy moana
|
|
|
|
"olona izay tsy afaka nahita ary tsy afaka niteny"
|
|
|
|
# Gaga ireo vahoaka rehetra
|
|
|
|
"Talanjona tanteraka ireo olona izay nahita an'i Jesosy nanasitrana ilay lehilahy"
|
|
|
|
# Zanak'i Davida
|
|
|
|
Fiantsoana ilazana ny Kristy na Mesia io.
|
|
|
|
# Zanak'i
|
|
|
|
Eto dia "taranak'i" no dikan'io.
|