36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Eto ny mpanoratra dia miverina amin'ny lohahevitra momba an'i Jesosy manasitrana olona. Eto dia manomboka ny tatitra momba an'i Jesosy manasitrana lehilahy roa voafatotry ny demonia.
|
|
|
|
# teny ampita
|
|
|
|
"teny ampitan'ny Ranomasin'i Galilia"
|
|
|
|
# tanànan'ny Gadarenesa
|
|
|
|
Nomena anarana avy tamin'ny tanànan'i Gadara ny hoe Gadarenesa.
|
|
|
|
# lehilahy roa izay nofehezin'ny demonia
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "lehilahy roa izay nofatoran'ny demonia"
|
|
|
|
# Izy ireo ... tena nahery setra ... tsy nisy mpandeha afaka nandalo izany lalana izany
|
|
|
|
Ireo demonia izay namatotra ireo lehilahy roa dia tena loza be tokoa hany ka tsy nisy afaka nandalo teo amin'io faritra io.
|
|
|
|
# Indro
|
|
|
|
Manamarika fanombohana tranga iray ao amin'ilay tanatara io. Mety manana fomba hafa hanehoana izany ny fiteninao.
|
|
|
|
# Moa mpifaninona akory izahay sy Ianao, ry Zanak'Andriamanitra?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana ireo demonia saingy fahavalo izy ireo manoloana an'i Jesosy. DH: "Aza mampijaly anay, ry Zanak'Andriamanitra!"
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Fiantsoana manan-danja ilazana an'i Jesosy io, izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Tonga eto va Ianao hampihorohoro anay mialohan'ny fotoana voatondro?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana amin'ny fomba mifandrafy indray ireo demonia. DH: "Tsy tokony tsy hankatoa an'Andriamanitra amin'ny famaizana anay mialohan'ny fotoana voatondron'Andriamanitra hamaizany anay Ianao!"
|