plt_tn/mat/07/24.md

477 B

Noho izany

"Noho izany antony izany"

ny teniko

Eto ny hoe "teny" dia maneho izay lazain'i Jesosy.

tahaka ny olona hendry izay nanorina ny tranony eny ambony vatolampy

Mapitaha ireo izay mankatoa ny teniny amin'ny olona izay manorina ny tranony eo amin'izay tsy misy afaka mamotika azy i Jesosy.

vatolampy

Ilay vato fototra ambanin'ny tany sy ny tanimanga io, fa tsy hoe vato be na haram-bato eo ambonin'ny tany.

nahorina

Azo atao hoe DH: "naoriny ... izany"