24 lines
916 B
Markdown
24 lines
916 B
Markdown
# ireo mpampihavana
|
|
|
|
Ireo no olona manampy ireo hafa mba hihavana.
|
|
|
|
# fa izy ireo no antsoina hoe zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "fa ho antsoin'Andriamanitra hoe zanany izy ireo" na "fa ho zanak'Andriamanitra izy ireo"
|
|
|
|
# zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Ny tsara indrindra dia ny mandika ny hoe "zanaka" amin'ny teny izay mahalaza ny hoe zanak'olombelona amin'ny fiteninao.
|
|
|
|
# ireo izay enjehina
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "ireo olona izay hoentin'ny olona amin'ny tsy rariny"
|
|
|
|
# nohon'ny fahamarinana
|
|
|
|
"satria izy ireo dia manao izy tian'Andriamanitra ho ataon'izy ireo"
|
|
|
|
# azy ireo ny fanjakan'ny lanitra
|
|
|
|
Eto ny hoe "fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. Ao amin'ny bokin'i Matio ihany io fehezanteny io. Raha azo atao, tazony ao amin'ny fandikan-teninao ny hoe "lanitra." DH: "fa ho mpanjakan'izy ireo ny Ray any an-danitra." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny andininy faha 5:1.
|