plt_tn/luk/24/36.md

885 B

Fampahafantarana amin'ny anakpobeny

Jesosy miseho amin'ireo mpianatra. Rehefa tonga mialoha tao amin'ilay trano nisy ireo iraika ambin'ny folo ireo roa lahy, dia tsy niaraka tamin'izy ireo Jesosy.

Jesosy tenany

Ny ''tenany'' dia mifantoka amin'i Jesosy sy ny tsy ampoizina amin'i Jesosy miseho amin'izy ireo. Ny ankamaroan'izy ireo dia tsy nahita Azy taorian'ny fitsanganany.

teo afovoan'izy ireo

''teo amin'izy ireo''

Fiadanana anie ho anareo

''Hanana fiadanana anie ianareo'' na ''Andriamanitra anie hanome fiadanana anareo!''

Saingy raiki-tahotra izy ireo

Ny ''saingy'' dia manondro fifanoherana lehibe. Jesosy niteny azy ireo hanana fiadanana, nefa izy ireo raiki-tahotra.

nihevitra fa nahita fanahy

''nieritreritra fa matotoa no hitan'izy ireo.'' Mbola tsy azon'izy ireo marina fa tena velona Jesosy.

fanahy

Eto izany dia maneho fanahan'olona efa maty.