16 lines
599 B
Markdown
16 lines
599 B
Markdown
# Zavatra inona
|
|
|
|
''Inona no zavatra nitranga?''
|
|
|
|
# nahery tamin'ny asa sy ny teny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny olona rehetra
|
|
|
|
Ity dia midika fa Andriamanitra no antony nahatonga an'i Jesosy ho mahery ary ny olona dia nahita fa nahery Izy. DH: ''ary Andriamanitra nanome hery Azy hanao sy hampianatra zavatra lehibe izay nahagaga ny olona rehetra''
|
|
|
|
# nanolorana Azy
|
|
|
|
''nanolorana an'i Jesosy tamin'ny governora Romana''
|
|
|
|
# mba ho melohana ho faty sy ny nanomboana Azy teo amin'ny hazofijaliana
|
|
|
|
DH: ''mba hanamelohann'ny governora Azy ho faty amin'ny fanomboana Azy eo amin'ny hazofijaliana''
|