plt_tn/luk/24/04.md

795 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nisy anjely roa niseho ary nanomboka niresaka tamin'ireo vehivavy.

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana tranga lehibe ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao dia ampiasao eto.

niankohoka tamin'ny tany

Ity dia maneho ny fanetre-tena sy faneken'izy ireo ireo lehilahy

Nahoana ianareo no mitady ny velona aty amin'ny maty?

Mampiasa fanontaniana ireo lehilahy mba hitsikerana ireo vehivavy am-panetre-tena ny amin'ny fijerena olona velona ao am-pasana. DH: '''Ianareo dia mitady olona velona eo amin'ireo olona maty'' na ''tsy tokony hitady olona izay mbola velona aty amin'ny toerana izay handevenana olona maty ianareo!''

Nahoana ianareo no mitady

Ny ''ianareo'' eto dia maneho ireo vehivavy izay nanatona.