plt_tn/luk/23/42.md

641 B

Avy eo dia hoy izy hoe

''hoy koa ilay jiolahy hoe''

tsarovy aho

''eritrereto ny momba ahy ary raiso tsara aho''

tonga any amin'ny fanjakanao

Ny ''tonga'' any amin'ny fanjakana dia midika hoe manomboka manapaka. DH: ''manomboka manapaka toy ny mpanjaka''

Lazaiko marina aminao

Ny ''marina'' dia manamafy izay lazain'i Jesosy. DH: ''Tiako ho fantatrao fa''

paradisa

Ity no toerana andehanan'ny olo-marina rehefa maty izy ireo. Nanome toky ilay lehilahy Jesosy fa hiaraka amin'Andriamanitra izy ary hanaiky azy Andriamanitra. DH: ''ilay toeram-pifaliana'' na '''toeran'ny marina'' na ''toerana izay hiainan'ny olona tsara''