plt_tn/luk/23/32.md

458 B

Nisy lehilahy hafa, olon-dratsy anankiroa, nentina niaraka taminy mba ho vonoina

DH: ''Ireo miaramila nitondra olon-dratsy anankiroa mba ho elohina ho faty koa''

Nisy lehilahy hafa, olon-dratsy anankiroa

''Lehilahy roa hafa izay olon-dratsy'' na ''olon-dratsy roa.'' Lioka tsy niteny hoe ''olon-dratsy roa hafa'' satria Jesosy dia tsy meloka, na dia noentina tahaka ny jiolahy aza Izy. Lioka niantso ireo lehilahy roa hafa hoe jiolahy, fa tsy Jesosy.