plt_tn/luk/23/13.md

799 B

niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ireo vahoaka maro niaraka

''niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ny vahoaka mba hivory miaraka''

ny vahoaka

Tsy tena hoe niantso ny vahoaka ho tonga Pilato. Mety mbola teo ny vahoaka niandry hijery izay hitranga amin'i Jesosy.'' DH: ''ny vahoaka izay mbola teo''

ity lehilahy ity

Ity dia maneho an'i Jesosy.

tahaka ny lehilahy izay

''milaza fa Izy dia''

Izaho, raha nametra-panontaniana taminy teo anoloanareo

''Nametra-panontaniana an'i Jesosy teo anatrehanareo aho, ary.'' Ity dia milaza fa izy ireo dia vavolombelona tamin'ireo dingana. DH: ''Nanontany an'i Jesosy teto niaraka taminareo toy ny vavolombelona aho, ary''

tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity

''tsy mieritreritra hoe meloka Izy''