plt_tn/luk/22/63.md

680 B

Nasian'izy ireo sarona Izy

''Nasian'izy ireo sarona ny masony mba tsy afahany mahita''

Maminania! Iza ilay olona izay mikapoka Anao?

Ireo mpiambina tsy nino fa Jesosy dia mpaminany. Fa kosa nino izy ireo fa ny mpaminany tena izy dia hafantatra izay mikapoka azy na dia tsy mahita aza. Nantsoin'izy ireo hoe mpaminany Jesosy, fa tian'izy ireo aseho hoe tsy mpaminany Izy. DH: ''Porofoy fa mpaminany ianao. Teneno anay izay mikapoka anao!'' na ''Ry mpaminany, iza no mpikapoka anao?''

Maminania!

''Mitenena teny avy amin'Andriamanitra!'' Ny tiana lazaina dia hoe Andriamanitra hiteny an'i Jesosy izay mikapoka Azy satria Jesosy notapenana ny masony ary tsy afaka mahita.