36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Jesosy manohy mampianatra ireo apostoliny.
|
|
|
|
# Tsy toy izany mihintsy ny aminareo
|
|
|
|
''tsy tokony hanao tahaka izany ianareo''
|
|
|
|
# ny kely indrindra
|
|
|
|
Ny olona lehibe dia najaina tamin'izany kolontsaina izany. Ireo mpitarika dia olon-dehibe foana ary natsoina hoe ''loholona.'' Ny kely indrindra no tsy manan-danja indrindra. DH: ''izay tsy manan-danja indrindra''
|
|
|
|
# tahaka izay manompo
|
|
|
|
''mpanompo''
|
|
|
|
# Fa
|
|
|
|
Ity dia mampifandray ny baikon'Andriamanitra tao amin'ny 26 amin'ny andininy 27 iray manontolo. Izany dia midika fa ny lehibe indrindra dia tokony hanompo satria Jesosy dia mpanompo.
|
|
|
|
# Fa iza no lehibe kokoa ... manompo?
|
|
|
|
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanombohana ny fanazavana amin'ireo apostoly izay tena lehibe marina. DH: ''Tiako hieritreritra izay lehibe kokoa ianareo ... manompo.''
|
|
|
|
# izay mipetraka amin'ny latabatra
|
|
|
|
''izay misakafo''
|
|
|
|
# Tsy izay mipetraka eo amin'ny latabatra ve?
|
|
|
|
Jesosy mampiasa fanontaniana hafa mba hampianarana ireo mpianatra. DH: '''Mazava be fa izay mipetraka amin'ny latabatra dia manan-danja koka noho ilay mpanompo!''
|
|
|
|
# Kanefa Izaho eto aminareo toy ny iray izay manompo
|
|
|
|
''Fa manompo anareo Aho.'' Eto ny teny hoe ''kanefa'' satria misy fifanoherana eo amin'izay antenain'ny olona hoe iza Jesosy sy ny tena maha Izy Azy.
|