plt_tn/luk/21/27.md

1012 B

Zanak'Olona

Jesosy maneho ny tenany ihany. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''

tonga eny amin'ny rahona

''midina eny amin'ny rahona''

miaraka amin'ny hery sy voninahitra lehibe

Eto ny ''hery'' dia mety maneho ny fahefany hitsara izao tontolo izao. Eto ny ''voninahitra'' dia mety maneho ny hazavana mamirapiratra. Indraindray Andriamanitra mampiseho ny halehibeny miaraka amin'ny hazavana mamirapiratra. DH: ''amin-kery sy amim-boninahitra'' na ''ary hanan-kery sy ho be voninahitra Izy''

mitsangàna

Indraindray rehefa matahotra ny olona, dia miondrika izy ireo mba tsy ho hita na haratra. Rehefa tsy matahotra intsony izy ireo, dia mitsangana. DH: ''mitsangàna amin-toky''

hasandrato ny lohanareo

Amin'ny fanandratana ny lohan'izy ireo hijery ambony, dia ho afaka hijery ny mpanavotra azy ireo manatona azy ireo izy ireo. DH: ''mijere ambony''

satria efa akaiky ny fanafahana anareo

DH: ''satria manatona anareo ny mpanafaka anareo'' na ''satria tsy hoe ela Andriamanitra dia hanavotra anareo''