plt_tn/luk/21/14.md

707 B

Noho izany

Jesosy mampiasa ity teny ity eto mba hiverenana hanehoana ny zavatra rehetra izay nolazainy, nanomboka tao amin'ny 21:10.

manapaha hevitra ao am-ponareo

Ny ''fo'' dia maneho ireo fanapahan-kevitry ny olona rehetra. DH: ''manapaha hevitra''

mba tsy hanomanana ny fiarovanareo

'''mba tsy haminavina izay ho lazainareo mba hiarovana ny tenanareo amin'ny fiampangan'izy ireo.''

Izaho hanome teny sy fahendrena anareo

''ho lazaiko anareo izay zavatra hendry tokony ho tenenina''

teny sy fahendrena

Afaka atambatra iray ihany ireo. DH: ''tenin'ny fahendrena'' na ''teny hendry''

ireo mpanohitra anareo

Ity dia afaka hanombohana fehezanteny vaovao. DH: ''Ireo mpanohitra anareo''