plt_tn/luk/20/09.md

938 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana ny olona ao an-tempoly.

nampanofa izany tamin'ny mpamboly voaloboka

''namela mpamboly voaloboka sasany hampiasa izay ho takalo vola'' na ''namela mpamboly voaloboka sasany hampiasa izany ary handoa vola aminy avy eo.'' Ny takalo dia mety ho vola, na anjara amin'ny vokatra.

Tamin'ny ora voatondro

''ny fotoana nifanarahan'izy ireo handoavana azy.'' Mety tamin'ny fotoanan'ny vokatra izany.

voankazon'ilay tanim-boaloboka

''sasany amin'ireo voaloboka'' na ''sasany amin'izay novokarin'izy ireo tao amin'ny tanim-boaloboka.'' Mety maneho zavatra vitan'izy ireo avy amin'ireo voaloboka koa izany na vola azon'izy ireo tamin'ny fivarotana voaloboka.

nalefany niverina tanam-polo

Ny tanam-polo diaa sariteny hilazana hoe ''tsy nisy na inona na inona.'' DH: ''nandefa azy nefa tsy nandoa vola taminy'' na ''nandefa azy tsy niaraka tamin'ireo voaloboka''