plt_tn/luk/19/45.md

852 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy miditra ny tempoly ao Jerosalema.

Niditra tao an-tempoly Jesosy

Mety hanampy ny filazana fa niditra tao Jerosalema aloha Izy, izay nisy ny tempoly. DH: '''Jesosy niditra tao jerosalema ary avy eo nankao amin'ny kianjan'ny tempoly''

niditra tao an-tempoly

Ireo mpisorona ihany no mahazo alalana hiditra ao amin'ny tempoly. DH: ''nankao amin'ny kianjan'ny tempoly''

Efa voasoratra hoe

Ity dia teny nolazain'Isaia. DH: ''Ny Soratra Masina dia milaza hoe'' na ''nisy mpaminany nanoratra ireto teny ireto tao amin'ny Soratra Masina''

trano fivavahana

''toerana izay hivavahan'ny olona Amiko''

zohy fieren'ireo jiolahy

Jesosy miresaka ny tempoly toy ny hoe toerana hiarahan'ireo mpangalatra mipetraka izany. DH: ''toerana fiafonan'ireo mpangalatra''