plt_tn/luk/19/22.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Amin'ny teninao manokana no hitsarako anao
DH: ''Mifototra amin'izay nolazainao''
# izaho dia lehilahy masiaka
llay tandapa namerina izay nolazain'ilay mpanompo momba azy. Tsy niteny izy hoe marina izany.
# Nahoana no tsy napetrakao ... tamin'ny zanany?
Ilay tandapa nampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ilay mpanompo ratsy fanahy. DH: ''tokony napetrakao tany ... tamin'ny zanany''
# napetrakao tany amin'ny mpitahiry vola ny volako
Ny kolontsaina izay tsy manana mpitahiry vola dia mety hampiasa hoe ''nomena hindraminin'ny olona ny volako''.
# mpitahiry vola
Ny mpitahiry vola dia raharaham-barotra izay mitazona soa aman-tsara ny volan'ny olona. Hampindramin'ny mpitahiry vola amin'ny hafa izany vola izany mba hazoana tombony. Noho izany, ny mpitahiry vola dia mandoa vola mihoatra, na zanany ho an'ny olona mametraka ny volan'izy ireo any amin'ny mpitahiry vola.
# ho nandray izany niaraka tamin'ny zanany
''ho nandray izany vola izany miampy ny tombony azo amin'izany'' na ''ho nandray tombony tamin'izany''
# zanany
Ny zanany dia vola aloan'ny mpitahiry vola ny olona izay mametraka ny volan'izy ireo any.